ACTUALITÉ

FIOFANANA MISIONERA SP VONIZONGO VAVOLOMBELONA Asabotsy 23 / 01 / 2021
Isaorana ny Tompo fa vita soamantsara ny Fanofanana ireo KATEKISTA DÉLÉGUÉ ho isan'ny Mpitory Filazantsara ( MISIONERA) ka miisa 49 mianadahy ireo niatrika izany. Hoy ny SM: Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin'ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin'i Kristy izy rehetra. — Kolosiana 1 : 28. Deraina mandrakariva ilay nahary. Mitrotro ambavaka hoazy ireo isika mba samy ahatontosa ny iraka anirahan'i Jesoa azy ireo.

https://www.facebook.com/solofoson/posts/4104272939594019 


 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement